• Talata 20 Septambra 2022
Toekarena.Tahirim-bola Iraisam-pirenena Tsy mahatoky saka fa trondro ny laoka ?

Noraisin’ny Minisitry ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola, Ramatoa Rindra Hasimbelo Rabarinirinarison sy ireo mpiara-miasa aminy tao amin’ny biraony tao Antaninarenina omaly 19 septambra 2022 ny solotena avy amin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Septambra 2022
Toekarena.Fanjonoana tsy ara-dalàna Very vola hatramin’ny 100 tapitrisa dolara i Madagasikara

Tena hanarian’ny firenena maro vola betsaka ny fisian’ny fanjonoana tsy ara-dalana hataon’ireo tsy mataho-tody amin’ny sisin-dranomasina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Septambra 2022
Toekarena.Foaraben’ny hazandrano II Hetsika natao hanoroana hevitra ireo mpamokatra

Nosokafana tamim-pomba ofisialy omaly tetsy amin’ny kianjan’i Barea Mahamasina haharitra telo andro ilay foaraben’ny hazandrano andiany faharoa, karakarain’ny Ministeran’ny jono.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Septambra 2022
Toekarena.494 tapitrisa dolara amin’ny anaran’olon-tsotra Ho ferena ny afaka manana kaontim-bola vahiny

Maherin’ny 494 tapitrisa dolara ny vola vahiny amin’ny anaran’olon-tsotra sy orinasa matory fotsiny any amin’ny banky,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Septambra 2022
Toekarena.Tafidina 88 dolara ny barilan’ny solika Mitsiriritra no mba azon-dRamalagasy atao

Ny fiandohan’ity herinandro ity, dia tafidina 88,08 dolara ny barilan’ny solika teo amin’ny tsena iraisam-pirenena, izany hoe manodidina ny 362 472 Ariary ny vidin’ny barila ana solika 159 litatra,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Septambra 2022
Toekarena.Takalon’ny fampiakarana vidim-piainana Fitserana no nanomezan’ny FMI ilay FEC 31,9 tapitrisa dolara

Nankatoavin’ny Filankevi-pitantanan’ny Banky Iraisam-pirenena ny alatsinainy 12 septambra 2022 teo ny famoahana maika ny tapany fahatelo amin’ny FEC (Facilité Elargie de Crédit) mitentina 31,9 tapitrisa dolara ho an’I Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT