• Talata 11 Oktobra 2022
Toekarena.Ampihimamba amin’ny lavanila “Mety hampikatona ny tsenan’ny AGOA”, hoy i Roland Ratsiraka

Mety hikatona ny orinasa zone franche manondrana akanjo mankany Etazonia amin’ny alalan’ny AGOA (African Growth Opportunities Act) raha tanteraka ny AMI (Appel à Manifestation d’Intérêt) izay karazana ampihimamba

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Oktobra 2022
Toekarena.Ny enti-manana no olana Tena sarotra ny manangana banky Malagasy

Raha tsiahivina dia nanomboka nanokatra ny sampany na “agence” teto Antananarivo ny NIM na “Nouvelle institution de microfinance”, hoy ny tale jeneraliny, Harizaka Rakoto, ny volana jolay.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Septambra 2022
Toekarena.Hetsika «La Grande Braderiede Madagascar » Hanampiana ny mpandraharaha, hampiakarana ny toekarena

Tena difotry ny fahasahiranana ny mpandraharaha Malagasy indrindra taorian’ny nandalovan’ny valan’aretina COVID 19 teto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Septambra 2022
Toekarena.Fanorenana ifotony an’i Madagasikara “Tsy tonga ny mpitondra nefa raiamandreny no niantso”

Amin’ny maha raiamandreny mpiahy ny Vondrona politika FIAM na fanorenana ifotony an’i Madagasikara ny tenako, hoy ny mpanao politika, Joseph Yoland,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Septambra 2022
Toekarena.Vato sarobidy Nosokafana ny fahafahana manondrana

Nilatsaka ny fanambaran’ny Minisitry ny Harena an-kibon'ny tany sy ny Loharanonkarena Stratejika Rakotomalala Herindrainy Olivier niaraka tamin’ireo Ministera tomponandraikitra sy ireo mpandraharaha

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Septambra 2022
Toekarena.Dr Rabe Landry Olivier “Fositra goavana mamparefo ny toekarentsika ny kolikoly”

“Tena mandalo fotoan-tsarotra izao tontolo izao, ka tafiditra isika. Misy krizy miseho amin’ny endrika 3: krizin’angovo miantraika amin’ny lafiny maro, ny krizy ara-bola izay miantraika amin’ny tontolo fifanakalozana ara-barotra eto

Hamaky ny tohiny
FTT