Toekarena

Mpandraharaha harena an-kibon’ny tany “Voafehin’olom-bitsy ny toekarentsika”


  • Alarobia 04 Janoary 2023

Voafehin’olom-bitsy ny toekarentsika, hoy ny mpandraharaha eo amin’ny sehatry ny harena an-kibon’ny tany sady mpandinika raharaham-pirenena, Harivola Raharinosy.

Tsy miodina ny vola, hoy izy, fa eo amin’ireo olona ireo ihany. Raha tiantsika handroso nefa ny firenena dia mila mipaka hatrany ifotony ilay izy. Mila mahazo ny anjarany daholo ny tsirairay na ny mpamokatra na ny mpandrinjara na ny mpanangom-bokatra na ny mpanondrana fa tsy hoe misy tsy mahazo vola intsony eo anelanelany fa ny mpanondrana ihany sisa. Tranga misy amin’ny mpandraharaha amin’ny harena an-kibon’ny tany amin’izao izany, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT