Toekarena

Fikirakirana teknolojia “Big Data” Hovelarina amin’ny sehatra ara-panjakana


  • Talata 16 Mey 2017

Ao anatin’ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena momba ny fifandraisan-davitra sy ireo orinasa miompana amin’izany dia misy ny hetsika homanin-dry zareo avy eo anivon’ny minisitera tompon’andraikitra hampivelarana kokoa ny sehatra ahafahana mikirakira itony teknolojia vaovao itony.

  Anisan’izany ny fampitetezana amina toerana vitsivitsy ny antsoina hoe Cyberbus manerana ireo vakim-paritra vitsivitsy eto Antananarivo. Zava-dehibe heverina fa mila velarina amin’ny fampandrosoana ny fifandraisan-davitra koa ary hampidirina tsimoramora eo amin’ny asam-panjakana ny fikirakirana ny Big data, zotra aterineto ahafahana manafaingana asa sy mampitombo vokatra eo amin’ity sehatra ity.

Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT