Toekarena

Vondrona STAR 180 miliara Ar ny hetra naloany tamin’ny 2016


  • Sabotsy 20 Mey 2017

Orinasa iray anisan’ny mandray anjara mavitrika amin’ny fandoavan-ketra ny vondrona Star.

Ny hahafahana manatsara ny toekarem-pirenena no antony, hoy ny tale jeneraliny. Ao ihany koa ny fandraisan’izy ireo anjara amin’ny foara iraisam-pirenena tanterahina eny Forello expo Tanjombato nanomboka tamin’ny alakamisy. Nahatratra 180 miliara Ar ny hetra naloany tamin’ny fanjakana tamin’ny taona 2016. Tafakatra 1 miliara Ar isan-taona kosa ny vola lanian’izy ireo amin’ny asa sosialy entina hanampiana ny mpiara-belona. Marihina moa fa misy ny fampahafantaran’izy ireo ireo akora ampiasainy hamokarana ireo karazana zava-pisotro vokariny manerana ny Nosy.   Tsy latsa-danja amin’izany ny fanomezam-baovao ny olona mikasika ny fenitra sy ny politika entina manetsiketsika ny orinasa amin’ny ankapobeny.  

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT