Toekarena

La Grande braderie de Madagascar Hanomboka ny 24 mey izao


  • Sabotsy 20 Mey 2017

Hotanterahina ny 24-28 mey ho avy izao etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina indray ilay hetsika La grande braderie de Madagascar, karakarain’ny Madavision. Anisan’ny hampiavaka ny hetsika ny fisian’ny fihenam-bidy amin’ny entana rehetra ka 15 % no ambany indrindra, hoy Ramanantsoa Harilala.

Manodidina ny 300 ireo tranoheva handray anjara ao. Hisy ihany koa ny kojakoja natokana ho an’ny lehilahy sy ny ankizy miampy ny kojakojan-tokantrano maro samihafa. Nomarihin’ity tompon’andraikitra ity  manokana moa fa ho hentitra ny fitandroana ny fandriampahalemana izay hahafahan’ny mpanjifa miantsena araka ny tokony ho izy. Misy ny toerana hahafahana misakafo antoandro sy ny toerana hahafahan’ny ankizy milalao sy miala voly.

Pati


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT