- Alarobia 23 Aogositra 2017
Toekarena.Tontolon’ny varotra Mila mampitombo traikefa i Madagasikara
Mivahiny eto Madagasikara ny delegasionina avy amin’ny sampandraharaha iraisam-pirenena momba ny varotra (OMC),
Hamaky ny tohinyMivahiny eto Madagasikara ny delegasionina avy amin’ny sampandraharaha iraisam-pirenena momba ny varotra (OMC),
Hamaky ny tohinyOlona nifindra monina avy ao Betatao distrika Anjozorobe no namorina tanàna any Andilamenakely ny taona 1930.
Hamaky ny tohinyEzahin’ny eo anivon’ny ivontoerana nasionaly mikirakira ny antontanisa ho vita mialoha ny faran’ny taona ny volavolan-dalàna hoenti-manatsara sy hanavaozana ny antontanisa,
Hamaky ny tohinyNy 95%-n’ireo mponina ao anatin’ny kaominina Ambohitrimanjaka dia saika mivelona amin’ny asa fanaovam-biriky avokoa. Ankehitriny anefa misedra olana goavana izy ireo.
Hamaky ny tohinyTsy ampy hampandrosoana ny fivoaran’ny ekonomia Malagasy hatreto ny fidiram-bola anatiny, hoy ny minisitry ny Toekarena sy ny Teti-pivoarana Herilanto Raveloharison.
Hamaky ny tohinyTsy ampy iray volana izao dia niharihary fa efa tsy voafehy sahady ny fiparitahan’ny sandoka amin’ireo vola vaovao navoakan’ny banky foiben’i Madagasikara. Isan’ny nahitana izany farany teo ny tao Sambava fa efa tsy ambakan’izany koa ny ao Nosy be,
Hamaky ny tohiny