Toekarena

LA GRANDE BRADERIE DE MADAGASCAR Hentitra ny fanaraha-maso ny vidin’entana


  • Alakamisy 31 Aogositra 2017

Hentitra ny fanaraha-maso ny vidin’entana etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina.

  Tanterahina  nanomboka  omaly eny an-toerana mantsy haharitra dimy andro ilay hetsika La Grande Braderie de Madagascar  karakarain’ny Madavision.  Hampiavaka ity andiany ity raha araka ny fanazavan-dRandrianasolo Hery, ny fisian’ireo karazana kojakoja rehetra ilaina amin’ny fampidirana mpianatra manomboka any amin’ny akanjo ka hatrany amin’ny kiraro. Mahatratra 250 isa  ireo mpivarotra mandray anjara amin’izany raha 300 isa kosa ny trano eva. Tanjon’ny mpikarakara moa ny hanomezana  kojakoja ilain’ny mpianatra amin’ny vidiny morary nefa tsara kalitao ihany koa. Tsiahivina moa fa misy mihitsy ny toerana manokana napetrany handraisana ny fitarainana avy amin’ny mpanjifa, raha araka ny fanazavana azo hatrany.

Pati


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT