Toekarena

Salon des l’Etudiant Tontosaina ao Antsirabe ny andiany faha-7


  • Zoma 08 Septambra 2017

Anisan’ny fanampian’ny Radio Haja Antsirabe ny mpianatra ny hetsika “Salon de l’Etudiant”, izay fanaony isan-taona.

 

 Eo amin’ny andiany faha-7 izany amin’ity taona ity, tontosaina ny alakamisy 7 sy zoma 8 Septambra, eo anoloan’ny Katedraly Antsirabe. Tanjona ny ahafahan’ireo mpianatra hahay hisafidy ny lalam-piofanana hidirany aorian’ny bakalorea. Fa etsy an-daniny dia misy ihany koa ireo toeram-piofanana ho an’ireo mpianatra tsy afaka manohy any amin’ny ambaratonga ambony. Azo lazaina fa itoeran’ny toeram-panofanana sy sekoly ambony maro tokoa ao Vakinankaratra ka afaka mandray mpianatra maro, eny efa misy mihitsy moa ny avy any amin’ny lafivalon’ny Nosy no mandranto fianarana ao.

 Caius R.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT