Toekarena

Ranomasimbe Indiana Manana ny toerany ny Malagasy


  • Zoma 08 Septambra 2017

Malagasy no voatendry ho sekretera mpanatanteraky ny AVCOI na ny Fivondronan’ireo tanànan-dehibe sy kaominina aty amin’ny faritry ny ranomasimbe Indiana dia Razafindrazaka Lalaina.

Nahazo tsodrano avy amin’ny Ben’ny tanànan’Antananarivo Lalao Ravalomanana, tamin’ny alalan’ny lefitra faharoan’ny Ben’ny tanàna, Andriamorasata Julien izy omaly, tetsy amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely. Efa sekretera jeneralin’ny kaominina Antsirabe Ramatoa Razafindrazaka Lalaina teo aloha ary atsy Saint Denis La Réunion misy ny foiben-toeran’ny AVCOI izy no hiasa.

Nangonin’i Jean D.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT