• Zoma 08 Septambra 2017
Toekarena.Salon des l’Etudiant Tontosaina ao Antsirabe ny andiany faha-7

Anisan’ny fanampian’ny Radio Haja Antsirabe ny mpianatra ny hetsika “Salon de l’Etudiant”, izay fanaony isan-taona.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Septambra 2017
Toekarena.Vola Malagasy Mbola avoakan’ny banky ireo vola taloha

Nitalakotrokotroka mafy ny namoahana an’ireo vola taratasy Malagasy vaovao 20.000 Ariary, 10.000 Ariary, 5.000 Ariary ary ny 2.000 ariary nanomboka ny 17 jolay 2017.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Septambra 2017
Toekarena.Vatosoa Seha-pihariana tsy voafehin’ny Malagasy

Firenena voalohany mamatsy ny 45%-n’ny vokatra safira manerantany i Madagasikara, hoy ny atontanisa farany navoakan’ny iraka ekonomika frantsay.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Septambra 2017
Toekarena.Kaominina Ivato sy ny fanjakana Mivaingana ny fiaraha-miasa

Fotodrafitrasa telo samihafa no notokanana omaly alatsinainy 4 septambra teny amin’ny kaominina Ivato, vavahadin’i Madagasikara dia ny CSB II Ambodirano, EPP Ilaivola ary lalana ahafahana mivezivezy mankany amin’ny INPF.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Septambra 2017
Toekarena.Fitantanana ny hetra Hisy fenitra vaovao

Nosokafana teny amin’ny Paon d’Or Ivato omaly alatsinainy 4 septambra ny andiany faha-3 amin’ilay kongresy fanao

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Septambra 2017
Toekarena.Fizahantany Tsy ara-dalàna ny 50%-n'ireo mpandraharaha ao Tolagnaro

Atrikasa tsotra kanefa nahafantarana zavatra maro no natao ny zoma 1 septambra teo tao Tolagnaro, nanasana ireo mpandraharaha ara-pizahantany sy izay misehatra amin’io asa io.

Hamaky ny tohiny
FTT