Toekarena

EXPO FINANCE 2017 Hisarihana ny olona tsy hikirakira vola taratasy intsony


  • Alakamisy 28 Septambra 2017

Tanterahina etsy amin’ny Hotel Carlton Anosy nanomboka omaly alarobia 27 septambra, haharitra andro vitsivitsy,

 ilay hetsika Expo Finance 2017 andiany voalohany natao hampahafantarana ny tsirairay fa tsy mampatahotra ny fikirakirana vola amin’ny alalan’ny finday hisorohana ny tsy fandriampahalemana mety hitranga eny am-pandehanana. Tranoheva am-polony no mandray anjara,  ahitana mpampindram-bola, ireo orinasa toy ny Telma izay mandefa vola amin’ny alalan’ny finday. Efa vita amin’ny alalan’ny teknolojia avo lenta avokoa mantsy ny fifandefasana vola amin’izao, hoy Randriamiharisoa Mandimbimanana, tompon’andraikitra voalohany eo anivon’ny Expo Finance ka tsy ilana fandaniam-potoana be toy ny teo aloha intsony. Mila miezaka, araka izany, ny

rehetra..

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT