Toekarena

Mpiompy Malagasy Miha liana amin’ny fidirana amin’ny sehatra matihanina


  • Zoma 04 Mey 2018

Maro ny tanora mahita sy miha mahatsapa fa mahavelona ny tontolon’ny fiompiana raha eto Madagasikara, hoy ry zareo avy eo anivon’ny Farmashop, izay orinasa misehatra eo amin’izay tontolon’ny fiompiana izay.

Na dia teo aza ny olana izay nahatonga tsy fahafahana nanafatra akoho noho ny fisiana aretina tany eoropa tamin’ny taon-dasa dia efa betsaka ny malagasy tafiditra anaty fiompiana amina sehatra matihanina amin’izao fotoana izao raha ny nambaran’i Lila Ratovoharintsoa, izay tomponandraikitry ny varotra eo anivon’ity orinasa ity. Ho azy ireo izay miompana indrindra amin’ny fiompiana akoho dia aman-jatony hatrany ireo akoho misy maka isan’andro ary misy maka arivo mihitsy aza, hoy izy ireo, raha ny fanazavana. Tanterahina etsy Alasora nanomboka omaly moa ny foara mikasika izay tontolon’ny fiompiana izay ary tsy hifarana raha tsy ny alahady izao.

J. Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT