Toekarena

Tranombarotra Baolai Miezaka hatrany mitsinjo ny daholobe


  • Zoma 20 Jolay 2018

Ho fanatsarana ny sehatra asa misy azy, dia maro ny orinasa tsy miankina no manavao hatrany ny tolotra omeny ny mpanjifa araka ny fahefa-mividiny.

Anisan' izany ny Tranombarotra « Baolai » izay vao nahatonga entana vaovao lohalaharana amin' ny kalitao toy ny : « machine à laver isan-karazany, Réfrigérateurs sy Congélateurs misy antoka 1 taona,  Panneaux Solaires, Subwoofer, Caméra de Surveillance à distance, lecteur Divx/dvd, fer à lisser (volo), Synthétiseur, Brushing, etc…», izay hita ao Toamasina, etsy Analakely ary Soarano. « Ho famaranana am-pifaliana feno an'ity volana fahafito ny taona ity, dia mitohy hatrany ny fihenambidy samihafa hatramin' ny 31 jolay 2018 amin' ireo fahitalavitra fisaka ato aminay izay samy misy antoka 1 taona avokoa. Misy manomboka eo amin' ny 19" hatramin' ny 75 " », hoy ny tompon' andraikitra. Ny tolotra toy izao dia mifanandrify indrindra amin' ny filan' ny malagasy mba hanatsarana ny endriky ny ao an-tokantrano amin' ny alalan' ny entana vaovao, tsara kalitao sady mibika.

 

RTT

 

 

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT