Toekarena

Foraoma ekonomika aty amin’ny ranomasimbe indianina Horaisin’i Madagasikara


  • Sabotsy 21 Jolay 2018

Ny 26 ka hatramin’ny 28 septambra izao no hotontosaina eny amin’ny tanàna voara Andohatapenaka ny foraoma ekonomikan’ireo nosy aty amin’ny ranomasimbe indianina na ny FEIOI 2018.

Araka izany dia hotontosaina eto Madagasikara ny andiany faha-11 amin’ity hetsika ity. Sehatra tsy miankina aty amin’ny ranomasimbe indianina miisa 200 no andrasana handray anjara ao anatin’izany ary avy amina firenena afrikanina miisa 10. Hampiavaka ny hetsika kosa ny fisiana varotra fampirantiana sy fampahafantarana anatiny ary ny fitetezana ireo nosy rahavavy aorian’izay. Ankoatr’izay moa dia hiara-dalana amin’izy ity ihany koa ny hetsika Voatra andiany faha 5.

J. Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT