Toekarena

Seha-pihariana eto Madagasikara Misy paikady maro tokony hampahafantarina


  • Zoma 03 Janoary 2020

Mametraka ny fahamarinan-toeran'ny fitondrana eo amin'ny lafin'ny iraisampirenena sy ny eto an-toerana no nataon’ny filoham-pirenena tao anatin’ny kabariny firarian-tsoa ho an’ny taona vaovao, raha ny fahitan’ny mpanao politika, Dany Rakotoson, azy.

 

Nambaran’ny filoha ireo zava-nitranga sy vita ary natomboka tamin’ity taona 2019 iny. Betsaka, raha ny hevitr’ity mpanao politika ity, ny politika Mila ampahafatarin'ny fitondrana mikasika sehatra maro. Isan'izany ny resaka fiompiana sy fambolena izay mahakasika indrindra ny tantsaha 75%n’ny Malagasy. Eo koa ny fitaterana amin'ny lafin'ny rehetra izay miteraka fahalafosana eo amin'ny famoahana ny vokatra sy ny fivezivezen'ny olona. Raha aravina dia teboka miabo tamin’iny kabary iny, hoy hatrany izy, dia hita soritra ny fanarenana tian'ny fanjakana hanarenana ny firenena saingy teboka miiba kosa ny tsy fahampian'ny politika amin'ny famoronana asa sahaza ka ametraka ny hasin'ny Vahoaka Malagasy tsirairay eo amin'ny sehatra iraisampirenena.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT