Toekarena

Ketrika.com Fihenam-bidy goavana hatramin’ny 50%


  • Zoma 10 Aprily 2020

Nanomboka ny 09 aprily ny “vente flash” miavaka izay atolotry ny www.ketrika.com ho an’íreo mpanjifa .

 

 

Misy ny fihenam-bidy lehibe ny entana, toy ny sardines, ny Huile de tournesol, ny serviette hygienique sy ny maro hafa .Tsy niova ny fomba fanjifana ny entana fa toy ny efa mahazatra hatrany dia ny fidirana ao amin’ny pejin’ny www.ketrika.com izany, hoy ny avy amin’ny ketrika. Marihina araka izany fa ny www.ketrika.com dia « vente en ligne » na « Grande surface en ligne », izany hoe tranonkala mihintsy hahafahana mijery sy manjifa entana isan-karazany fa tsy magazay, ka ao no ahafahana mividy entana samihafa. Mamana safidy hatrany ireo mpanjifa amin’ny fandraisana ny entana na eny amin’ny “point relais” Vidy Varotra izay maimaimpoana izany, na eny amin’ny toeram-piasana izay amin’ny sarany 2000 ariary monja na ihany koa eny amin’ny toerana akaiky ireo mpanjifa amin’ny sarany 5000 ariary.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT