Toekarena

Sopromer Niasa hatrany, tsy nisy fatiantoka


  • Alatsinainy 27 Aprily 2020

Orinasa roa izany izao no tsy miankina fantatra fa miasa ara-dalàna tamin'ity fihibohana ity.

 

 

 

 Ny voalohany dia ireo orinasana fiambenana mampiasa "agent de sécurité" na irony mpitandro filaminana tsy miankina irony. Niasa hatrany izy ireny toy ny niambina tranon'olon-tsotra,tranom- bazaha, tranombarotra, orinasa. Tsy maharaka aza ny mpiasa raha ny vaovao azo. Ny faharoa dia ny orinasa tsy miankina mpivaro-trondro SOPROMER.Nanambara ny tompon'andraikitra ao fa tsy mitsahatra niasa izy ireo ary tsy nisy fampiatoana ny mpiasa ary voaray tsara ny karama. Manana sampana 43 izy manerana ny nosy ny Sopromer.

Rabeso 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT