Toekarena

Toekarena “Mila mijery lavitra ny governemanta”


  • Sabotsy 25 Aprily 2020

Nametraka ny ahiahiany ny solombavambahoaka Todisoa Andriamampandry manoloana ny krizy ateraky ny COVID-19.

 

 

Nambarany fa hatahorana ny fiakarana mihaompampana ny vidin` ny entana eto Madagasikara. Mila paikady tena matotra hahafahana miatrika izany. Na ho ela na ho haingana dia ho sitratna ny “coronavirus” saingy ny aoriana no ho tena krizy mafy, hoy ity depiote ity. Ny sandam-bolantsika dia hihen-danja ka tsy maintsy misy ny vidim-piainana mihaopampana Mila jerena ny fitondrana akaiky izany. Nitondra soso-kevitra kosa izy: voalohany, tokony hahena ny “taux bancaire” hahafahan` ny olona mindram-bola amin` ireny sehatra ireny. Faharoa, tokony hitsinjo lavitra ny governmanta ka mikaroka asa sy fihariana maharitra ho an` ny olona sahirana.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT