Toekarena

Vente en Ligne Niditra an-tsehatra ihany koa i Baolai


  • Alakamisy 16 Jolay 2020

Maro ireo orinasa lehibe eo amin'ny sehatra tsy miankina eto amintsika, no miezaka ny manohy hatrany ny asany araka izay azony

 

 

 hatao ao anatin’izao ady amin’ny valanaretina Covid-19 izao, toy ny Tranombarotra « Baolai ». « Nandritra izay 23 taona nitsanganan'ny tranombarotra izay, noho ny toe-draharaha hiainanan'ny firenena Malagasy amin' izao fotoana izao, sambany ny nametratrahanay vao andro vitsy monja izay ny « vente en ligne », hahazoana ireo entana lohalaharana amin' ny kalitao ato aminay miaraka amin'ny « service de livraison », hoy ny Baolai. Hita ao amin' ny pejy facebook baolai ny antsipirihany mikasika izany. Maro ny entana vao tonga izay natao nifanandrify hatrany amin' ny filàna sy ny fahefa-mividy ho an’ny daholobe. Ao ny machine à laver, subwoofer, fahitalavitra fisaka jeyoo, misy manomboka 32" hatramin ny 65" misy antoka 1 taona daholo, panneaux solaires mono sy polychristalline, caméra de surveillance à distance,… Izany moa dia hatao ao anatin' ny fanajana tanteraka ny fihetsika fiarovana amin'ny valanaretina coronavirus, toy ny fanaovana ny arotava, gel désinfectant, ny fanajana ny elanelana 1 metatra ao anatin' izany « livraisons » na fanaterana ny entana hatao izany, hoy ny tompon'andraikitra.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Hetsika « MUSTIS »
  • Alakamisy 23 Aprily 2026

iraisan’i Madagasikara-Etazonia

  • Fampandrosoana ny firenena
  • Alakamisy 16 Aprily 2026

Mila fanavaozana goavana

  • Fitrandrahana harena
  • Talata 14 Aprily 2026

an-kibon’ny tany

  • Fampandrosoana an’i Madagasikara
  • Talata 07 Aprily 2026

Tsy afa-miala amin’ny fanovàna

  • Trosa ivelan'i Madagasikara
  • Talata 31 Martsa 2026

Fifanarahana 13 nitrosana

  • Fisitrahana ny FEC sy FRD
  • Talata 31 Martsa 2026

Tonga manao fitsirihana eto indray ny iraky ny FMI

Hijery ny tohiny
FTT