• Talata 13 Aogositra 2024
Tsipy kanetibe. Nandresy indray ry Hery Morondava

Tena tsy misy ady hevitra fa dia ho raofin'ireo ekipa malagasy izay nahazo ny Amboaran'i Madagasikara

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Aogositra 2024
Sport.Fiatrehana Lalao Olimpika Tokony manova famindra ny Malagasy

Vita iny ny Lalao Olimpika tany Frantsa Toy ny mahazatra dia mbola nody maina indray isika

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Aogositra 2024
Kianja Barea. Mandray fampiofanana nefa tsy nahazo fankatoavana

Sary hafa kely indray no niseho tetsy Mahamasina ny 6 ka hatramin'ny 8 aogositra teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Aogositra 2024
Lalao Olimpika 2024. Nikatona ny pejy ho an’ny Malagasy

Zay koa no vita ny amin'i Rosinah Resy ary laharana fahafolo amin'ny 12 nandray

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Aogositra 2024
Barea. Mitombo isa ireo mpilalao tsy manana klioba

Mety ho voatazona amin'ny teniny ve ny mpanazatra Roro Rakotondrabe

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Aogositra 2024
Lalao olaimpika. Mafana ny fifaninana ara-medaly eo amin’i Etazonia sy Chine

Mitohy ny fifaninanana tsy mitsahatra amin’ny fandrombahana medaly eo amin'ny Etazonia sy Chine.

Hamaky ny tohiny
FTT