Basketball- N1A

Tonga dia raikitra


  • Alarobia 25 Septambra 2024

Hanomboka ny alakamisy izao etsy Mahamasina ny fiadiana izay ho tompondakan'i Madagasikara

eo amin'ny basket N1A Elite 8.Araka izany dia ireo sangany isam-paritra no fifandona mandritra ny andro maromaro. Hanalarika io andro voalohany io ny fifandona eo amin'ny be baoty roa dia ny GNVB sy COSFA amin'ny 1 ora ao amin'ny efitra lehibe. Toa izao koa ireo lalao hafa atao amin'ity efitra lehibe ao amin'ny Palais des Sports ity. 09 ora- Vehivavy : GNBC # Ankaratra 11 ora- Lehilahy : SBC Antsirabe # ASCUT 3 ora- Vehivavy :JEA # Fandrefiala 5 ora- Lehilahy : MBC Toamasina # BC Boeny Efitrano kely 09- Vehivavy : ASCUT # Fandrasa Fianarantsoa 11 ora- Vehivavy : MB2All # USJFM Toliara 3 ora- Lehilahy ; NGB Itasy # COSPN.
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT