• Alatsinainy 26 Aogositra 2024
Baolina kitra. Vita koa ny Elgeco !

Dia mbola "premier tour" dia vita toy ny mahazatra indray ny baolina kitra malagasy. Resin'ny Clube Desportivo Lunda

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Aogositra 2024
Baolina kitra. Tena mamiratra i Rayan Raveloson

Tafiditra ao anatin'ny mpilalao 11 tsara indrindra nandritra ny andro voalohany ny Ligue 1any Frantsa i Rayan Raveloson.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Aogositra 2024
Kitra, lalao ara-pirahalahiana. Nandresy ny Club M ny Disciples

Nanao lalao ara-pirahalahina tamin'ny ekipam-pirenena Maorisianina ny Disciples FC talohan'ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Aogositra 2024
Baolina kitra. Nirava ady sahala ny Disciples sy ny Orlando Pirates

amin’ny nosy Maorisy. Vokatra azo lazaina tsara ihany mialoha ny lalao miverina v

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Aogositra 2024
Barea U20. Hisokatra amin'ny mpilalao any ivelany !

Ela ny ela ka resy lahatra ihany ny federasionan'ny baolina kitra ary hiantso ireo mpilalao any

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Aogositra 2024
MOOR1NG 2024 - Tekken World Tour. Ekipa Malagasy miisa 3 nivoaka ho mpandresy

Sambany ny mpilalao malagasy no nandray anjara tamin’ny Tekken World Tour tamin’ny alalan’ny MOOR1NG

Hamaky ny tohiny
FTT