Basketball N1A

Resin'ny COSPN moka fohy ny GNBC


  • Talata 01 Oktobra 2024

Tena mba niady kosa aloha iny fihaonan'ny COSPN sy GNBC ny sabotsy teo

iny tao amin'ny Lapan'ny Fanatanjahantena tetsy Mahamasina. Adin'ny sokina mifankahita lalao. Andaniny Elly sy ny Zandary ary ankilana i Livio sy ny Polisy. Mpianamana hatrizay tany Mahajanga ary mbola nampiraisin'ny basket 3x3 fa tena tsy nifampitsitsy teny ambony kianja.Vokany nandresy 82 noho 79 ny COSPN.Mbola lalaom-bondrona iny hoy i Livio fa maka tahaka famaranana kely mialohan'ny fotoana.Ary tena mety ireo ekipa roa ireo no tafita fa na izany mbola manana holazaina koa ny ASCUT avy Toamasina.
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT