• Alakamisy 05 Septambra 2024
Hiova endrika amin'izay ny Barea!. Hanao izay ho afany hanala vela amin’i Tonizia anio

Tena ho tsara raha ny zavatra miseho amin'ny fanazaran-tenan'ny Barea omaly tany Tonizia no jerena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Septambra 2024
BAREA. Efa any Tonizia ny mason'ny rehetra

Efa vonona tanteraka ny Barea hiatrika ny fihaonana amin'ny Tonizia ao amin'ny kianja ao Rades.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Septambra 2024
Judo. Lasa 7e Dan i Ashik Houssen

Valim-babena tsy misy ohatrizao nanomezana ny grady 7e Dan an'i Ashik Houssen notontasaina tany Toliara izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Septambra 2024
Lalao Olimpika. Mahagaga ny tsy maha lany ny tsipy kanetibe

Tena mifono misitery ny tsy maha lany ny tsipy kanetibe ho isan'ireo taranja hifaninana

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Septambra 2024
Barea. Miandry izay ho ataon'i N'Zi sy Warren

Efa any Tonizia ny Barea hanatrika ny lalao izay ho tontosaina ny alakamisy izao ao Rades.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Aogositra 2024
Lalao paralympika 2024. Any Paris i Faravavy Aurélie

Malagasy tokana no mandray anjara amin'ny Lalao Olimpika natokana ho an'ireo manana fahasembanana.

Hamaky ny tohiny
FTT