Sport

Open Ny Sahy 23 Mitohy indray ny fifaninanana isaky ny faran’ny herinandro


  • Alakamisy 02 Jolay 2015

Mitohy indray ny fifaninanana Open Ny Sahy miady amin’ny zava-mahadomelina andiany faha-23 tontosaina eny amin’ny kianjan’ny 80 lahy eny Mandrosoa Ilafy isaky ny faran’ny herinandro.

 

Manamarika ny mpikarakara fa tokony ho efa mba handoa ny saram-pandraisana anjara daholo ankehitriny ireo ekipa mpandray anjara mba hizoran’ny fifaninanana tsara sy ara-dalàna.

Fandaharan-dalao ny alahady 5 jolay izao :

7:30-Fc Zam # Dufaux

9:30-Fc Kiki # Fc Cousin

11:00-Jsa # Fc Tanàna

1:00-Atm # Tam

3:00-Cousin Sports # Fc Totoafo

Rainilita

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i MaĂ®tre
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT