• Alatsinainy 02 Desambra 2024
Basket « 3x3 », tompondakan’i Afrika. Poa-droa ny Ankoay, hiady ny tompondaka eran-tany

Nandravara indray ny Malagasy ! Poa-droa ny ekipam-pirentsika eo amin’ny taranja Basketball lalavon’olona telo na

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Novambra 2024
Filohan’ny federasionin’ny ady totohondry. «Misy mamahan-dalitra ny minisitra ao»

Nisy omaly ny fanazavana nomen’ny teo anivon’ny komity olaimpika momba ny fanatanjahantena mikasika

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Novambra 2024
Rugby. Resin'i Maroc 53 - 37 i Madagasikara

Tsy nisy dinika fa dia nandresy indray ny Maraoka nanoloana ny Makis omaly tao amin'ny famaranana ny Vondrona B

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Novambra 2024
BAREA. Mila mpanazatra mahafehy ny iraisam-pirenena

Tapaka ny hevitry ny FMF fa hitady mpanazatra vaovao ho an'ny Barea izay handray an’i Ghana ary hidona

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Novambra 2024
Marary ny kitra Malagasy. Mbola novizanin’i Comores 1-0 indray koa ny Barea

Tsy afa-bela ny Barean’i Madagasikara tato anatin’ny fifanintsanan’ny CAN 2025 ! Nandohalika teo anatrehan’i Comores ny ekipam-pirenentsika

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Novambra 2024
Baolina kitra mila fanarenana. Mila miaro ny voninahi-pirenena manoloana an’i Kaomoro anio

Tanterahana anio 18 novambra amin’ny 10 ora alina ora Malagasy ny andro faha-6 farany eo amin’ny

Hamaky ny tohiny
FTT