Sport

Taranja ady totohondry Notoloran’ny Airtel loka izy roalahy mpandresy


  • Talata 04 Oktobra 2016

Fotoan-dehibe ho an’ireo mpankafy ny taranja ady totohondry ny faran’ny herinandro teo teny amin’ny Dome RTA Ankorondrano. Ankoatra ny federasiona Malagasy

 

 misahana  izany eto amintsika dia nisy ihany koa ireo mpanohana ôfisialy tonga nanatrika ny lanonana toy ny orinasam-pifandraisana Airtel Madagascar. Ho an’ny sokajy B  milanja  70 kg dia norombahin-dRakoto Jean Stephane ny loka raha lasan’i Thai Dominique kosa ny sokajy A milanja 63 kg mahery izay samy nitondra avo ny voninahitr’i Madagasikara avokoa. Samy notoloran’ny orinasam-pifandraisana Airtel Madagascar  fanomezana avokoa izy roalahy ireo ka anisan’ireny ny connexion wifi. Narahin’ny fiakaran’ireo efa tena kalaza amin’ny ady totohondry eto an-drenivohitra  an-tsehatra  izany nahitana an’i Zo Aina  Andriamanga,  Séverin Ramamonjisoa, Stéphane Rakoto…fotoana iray nahafahan’izy ireo nampiseho ny fahaiza-manaony ihany. Ny masoandro nody no nampalahelo.

 

Pati


 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i MaĂ®tre
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT