- Alarobia 10 Oktobra 2018
Sport.Baolina kitra vehivavy sokajy U 16 Vita omaly tetsy Anosibe ny antsapaka
Vita omaly tetsy amin’ny Motel Anosibe ny antsapaka amin’ny Tournoi baolina kitra vehivavy sokajy U 16 hiarahan’ny FMF sy ny Unicef manantontosa eny amin’ny kianjan’i Carion ny 12-20 oktobra 2018 eny Carion hoenti-manamarika ny andro iraisam-pirenena hoan’ny ankizy vavy izay hankalazaina ny 8 oktobra isan-taona.
Hamaky ny tohiny