Sport

Kitra vehivavy sokajy U 16 Ny Maitsovolo sy Fc Prescoi no hanao famaranana


  • Zoma 19 Oktobra 2018

Ny ekipa zatovovavin’ny Maitsovolo avy any Matsiatra Ambony sy ny Fc Prescoi avy any Vakinankaratra no tafita hiatrika ny lalao famaranan’ny Tournoi National ny baolina kitra vehivavy tontosaina eny amin’ny kianjan’i Carion ankehitriny.

 

 Omaly alakamisy 18 oktobra 2016 teo amin’ireo lalao manasa-dalana ny Maitsovolo (M/Ambony) nandresy ny Sos Village (A/nanana) tamin’ny 2-1 ary ny  Fc Prescoi (Livak) nandavo ny Sab Nam (Alfa) tamin’ny 1-0.

Fandaharan-dalao sabotsy 20 oktobra 2018 :

12:00-Fiadian-toerana faha-3 : Sos Village # Sab Nam

14:00-Famaranana : Maitsovolo # Fc Prescoi

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT