Sport

Mpikambana vaovaon’ny CEBB Lany ho filoha i Tiaraniaina Ndranto


  • Zoma 26 Oktobra 2018

Tontosa omaly tetsy amin’ny lapan’ny kolontsaina Mahamasina ny AGE sy ny fifidianana ny mpikambana vaovaon’ny CEBB « Comité des Entraîneurs de Basket-Ball» Malagasy. Ahitana mpikambana 15 ao anatin’ity rafitra ity ka toy izao avy ny toeran’izy ireo :

 

 

 

 

Filoha : Rakotonanahary Tiaraniaina Ndranto

Filoha lefitra :
Antsiranana : Razafindralambo Yvil Sabas
Antananarivo : Razafindralambo Bayard
Mahajanga : Randrianjafy Hyacinthe Pascal
Fianarantsoa : Rakotoarimanana Solofonary
Toamasina : Andrianarivoson Sahondranirina Vero
Toliara : Danitsaike Whega

Sekretera Jeneraly : Rajaonson Arnaud Franky

Mpitam-bola : Fenoarisoa Judith

Mpanolotsaina :
Manitrandrasana Hery Vonjy Aina, Randrianarivelo Jean de Dieu, Andrianaivosoa Fenonirina, Rakotomalala Mathieu Manitrarivo, Randria Aimé Alain Marcel, Ramallingom Jean Claude

Mpanamarim-bola :
Raharijaona Ny Mira Mamy

 

Tsiahivina kosa fa hotontosaina anio zoma 26 oktobra 2018 ao amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina ireo lalao 1/4-dalan’ny fiadiana ny ho tompondaka N1A 2018 :

Efitrano kely :
09h00-D: Sbbc Boeny # Asa Analamanga
10h45-D: MbB2All Analamanga # Bcest Atsimo Andrefana

Efitrano lehibe :
09h00-D: Fandrefiala Analamanga # Tamifa Amoron'i Mania
10h45-D: Ascut Atsinanana # Jea Vakinankaratra
12h30-H: Cospn Analamanga # Sebam Boeny
14h15-H: Cosfa Analamanga # Cosmos DIANA
16h00-H: Gnbc Vakinankaratra # Ascb Boeny
17h45: Ascut Atsinanana # MbB2All Analamanga

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Tsindrin'i Etazonia
  • Talata 28 Aprily 2026

momba ny Mondial 2026

  • FANATANJAHANTENA
  • Talata 28 Aprily 2026

AN-TSEKOLY

  • Disadisan'ny
  • Alatsinainy 27 Aprily 2026

Federasiona sy ny Mpitsara

  • Kianja BAREA Mahamasina
  • Zoma 24 Aprily 2026

Telo andro ho an'ny Fanatanjahantena

  • Kianjan’i Mahamasina
  • Alarobia 08 Aprily 2026

Kasaina hovaina bozaka

  • Kintan'ny Kitra Malagasy
  • Alatsinainy 16 Martsa 2026

Nodimandry i Dezy Ramasy

Hijery ny tohiny
FTT