Ekipan’Analamanga 5 sy ekipan’i Boeny 2 ary ekipan’i Vakinankaratra 1 no tafakatra hiady ny lalao ankatoky ny famaranana anio sabotsy 27 oktobra 2018 etsy amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina.
Fandaharan-dalao :
Vehivavy
12H00: SBBC Boeny # JEA Vakinankaratra
14H00: MB2ALL Analamanga # FANDREFIALA Analamanga
Lehilahy
16H00: MB2ALL Analamanga # COSPN Analamanga
18H00: ASCB Boeny # COSPN Analamanga
Vokatry ny 1/4-dalana omaly zoma 26 oktobra
D : SBBC boeny # ASA Analamanga (85-26), MB2ALL Analamanga # BCEST Atsimo Andrefana (82-35), FANDREFIALA Analamanga # TAMIFA Amoron'i Mania (60-58), ASCUT Atsinanana # JEA Vakinankaratra (65-74)
H : COSPN Analamanga # SEBAM Boeny (65-58), COSFA Analamanga # COSMOS DIANA (79-109), GNBC Vakinankaratra # ASCB Boeny (70-71), ASCUT Atsinanana # MB2ALL Analamanga (67-72)
Ntsoavina Evariste
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.