Sport

Fifidianana ho filohan’ny FMF vaovao Hafanafana any Vohemar anio sabotsy


  • Sabotsy 03 Novambra 2018

Raha ny fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana ho filohan’ny Repoblika vaovaon’i Madagasikara no nalaza tato ho ato teto amintsika dia somary

 

 

hafanafana kosa anio sabotsy 03 novambra ny fifidianana izay ho filohan’ny FMF “Federasion’ny Baolina kitra Malagasy” hisolo tanteraka ny filoha teo aloha Ahmad izay lany ho filohan’ny CAF tamin’ny volana martsa 2017. Araka ny vaovao voaray avy any Vohemar dia nahafeno fepetra notakiana avokoa izy 9 mirahalahy nirotsaka ho fidiana (Doda, Raoul, Neypatraiky, Briand, Jacques, Alfred, Hery Be, Lova ary i Bezamy). Anjaran’ireo filohana ligim-paritry ny baolina kitra miisa 22 izany anio no misafidy 1 amin’izy ireo hitantana an’ity FMF ity indray.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT