Sport

Basket Tompondakan’i Afrika FIBA 3 x 3 2018 Tsy ho any Lomé Togo i Elly Randriamampionona


  • Alarobia 31 Oktobra 2018

Araka ny efa fantatra dia hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika taranja basikety FIBA 3 x 3 hotontosaina any Lomé Togo ny 9 ka hatramin’ny 11 novambra 2018 izao ny ekipam-pirenena Malagasy amin’ity taranja ity.

 

 

 Mpilalao 6 amin’ny ankapobeny no nantsoina handrafitra an’ity ekipam-pirenena 3 x 3 Malagasy ity dia i Mandimbison Fabrice (Gnbc Vakinankaratra), Ratianarivo Livio (Ascb Boeny), Loubacky Rick-Ley (Ascb Boeny), Rakoton Amed “Zezy” (Ascb Boeny), Solondrainy Arnold (2Bc Vakinankaratra) ary Randriamampionona Elly (Ascb Boeny) izay am-perinasa amin’ny fianarana ho zandary ka tsy ho afaka hamonjy an’ireo namany. Tsy maintsy hanendry mpilalao iray hasolo azy, araka izany, ny FMBB satria efa antomotra ihany ny fotoana handehanana ho any Lomé Togo.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT