• Alarobia 05 Desambra 2018
Sport.Tsipy kanetibe CBT Mahamasina Lasan-dry ireo amboaran’ny faha-63 taona

Norombahin’i Lalaina sy Nanou, tetsy amin’ny Boulodrôme Cbt Mahamasina tamin’ny sabotsy 24 novambra 2018 teo, ireo TV 32” écran plat Led série 4 miisa 2 natao amboara tamin’ny fifaninanana Tsipy kanetibe hoan’olon-droa miaraka dia ny “Doublette Equilibrée”

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Desambra 2018
Jeux Corporatifs ASIEF.3Fb fahasalamana Hotanterahina amin’ny sabotsy sy alahady izao

Nambaran’ny filoha nasionalin’ny ASIEF « Association Sportive Interministérielle pour l'Entretien des Fonctionnaires », Andrianarison Jean Aimé Botosera « John Love »,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Desambra 2018
Sport.CCOI Hand-ball Nanao pao-droa ny Reonioney

Nikatona tamin’ny sabotsy 1 desambra teo ny ridaon’ny fifaninanana Hand-ball niadiana ny ho tompondakan’ny Ranomasimbe Indiana ho an’ireo ekipa tompondaka lahy sy vavy amin’ny firenena 7 mpikambana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Desambra 2018
Sport.CCOI Hand-ball Nanao pao-droa ny Reonioney

Nikatona tamin’ny sabotsy 1 desambra teo ny ridaon’ny fifaninanana Hand-ball niadiana ny ho tompondakan’ny Ranomasimbe Indiana ho an’ireo ekipa tompondaka lahy sy vavy amin’ny firenena 7 mpikambana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Desambra 2018
Sport.Tsipy kanetibe CBT Mahamasina Mitohy ny fanamarihana ny faha-63 taonany

Raha norombahin’i Tsialonina sy Solofo tamin’ny sabotsy 24 sy alahady 25 novambra teo ny andiany voalohany tamin’ny fifaninanana fifaninana Tsipy kanetibe hoan’olon-droa miaraka antsoina hoe :

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Desambra 2018
Sport.Hand-ball CCOI 2018 Hangotraka ireo lalao famaranana anio sabotsy

Ireo lalao famaranana roa eo amin’ny sokajy lahy sy vavy no hamarana tanteraka ny fifaninanana CCOI Hand-ball 2018

Hamaky ny tohiny
FTT