Sport

Ligy rejionalin’ny Basikety any Bongolava Nahatontosa ny Tournoi "Manala Basket"


  • Alarobia 02 Janoary 2019

Nifarana ny alahady 30 desambra teo tany Tsiroanomandidy ny fifaninanana basikety baolina « Tournoi Manala Basket » nokarakarain’ny ligy rejionalin’ny taranja basikety any Bongolava.

 

 Nibata ny amboara natolotra tamin’izany teo amin’ny sokajy U 14 zazalahy ny ekipan’ny Cosatri nandavo ny ekipan’ny Bas 2 (66-64) ary teo amin’ny sokajy Open lehilahy ny ekipan’ny Legend nandavo ny Kaouche (64-54) teo amin’ny lalao famaranana. Marihana fa ny Cosatri teo amin’ny lalao 1/2-dalana ny sabotsy 29 desambra dia nanilika ny ekipan’ny Zebross (84-69) ary ny Bas 2 nandavo ny Bas 1  (57-39). Teo amin’ny Open lehilahy kosa ny Legend nanintsana ny Bcta (72-55) ary ny Kaouche nandavo ny Sepa (73-71).

Ntsoavina Evariste

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT