Sport

Virgil van Dijk Tena nampivoatra ny fiarovantenan’ny Liverpool


  • Zoma 04 Janoary 2019

Tena nampivoatra ny fiarovantenan’ny ekipa Anglisy Liverpool tokoa ny fahatongavan’ilay vodilaharana néerlandais, Virgil van Dijk, nilalao tao aminy herin-taona katroka izao (1er janoary 2018).

 

 

 

 Marihana fa ity vodilarana néerlandais izay goavana tokoa fa milanja 92 kilao ary mirefy 1,98 metatra ary lasa vodilaharana lafo indrindra maneran-tany satria nahatratra 84 tapitrisa euros ny vola nifindrany avy ao amin’ny ekipan’ny Southampono nankany amin’ny Liverpool.  Omaly alakamisy alina 03 janoary 2019 no nanatrehan’i Liverpool ny ekipan’ny Manchester City teo amin’ny andro faha-21 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Angletera.

 

Ntsoavina Evariste

Izy no Virgil van Dijk 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT