Sport

Mohamed Salah Voafidy ho mpilalao arabo mendriky ny taona 2018


  • Alakamisy 03 Janoary 2019

Voafidin’ny “édition arabe de Goal » fanindroany ho mpilalao Arabo mendrika indrindra ny taona 2018 ilay teratany Egypsiana milalao ao amin’ny ekipa Anglisy “Liverpool” ankehitriny.

 

 Novereziny taty aoriana tamin’ity filaharana ity ireo Marokanina Hakim Ziyech sy Mehdi Benatia, ilay Alzeriana Riyad Mahrez ary ilay iray firenena aminy, Mahmoud Trézeguet.

Ntsoavina Evariste

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT