- Alatsinainy 10 Desambra 2018
Sport.Tsipy kanetibe « Doublette Mixte » Norombahin’i Nathalie sy Bond ny fandresena omaly
Ekipa lahy sy vavy nahatratra 43 avy any Matsiatra Ambony, Vakininankaratra, Alaotra Mangoro ary Analamanga no niatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny taranja tsipy kanetibe sokajy « doublette mixte »
Hamaky ny tohiny