Sport

Ballon d'Or africain 2018 Amin’ny talata 8 janoary izao no ho fantatra


  • Sabotsy 05 Janoary 2019

Any Dakar Sénégal amin’ny talata 8 janoary 2019 izaoo no hanoloran’ny CAF « Confédération africaine de football » ny fankasitrahana an’izay hahazo ny Ballon d’Or africain 2018.

 

 

 

 Mpilalao 3 mirahalahy no voafidy hiady izany dia ilay mpilalao Egipsiana milalao ao amin’ny Liverpool, Mohamed Salah izay mitazona ny ballon d’or africain 2017 sy  Sadio Mané teratany Sénégaley milalao ao amin’ny  Liverpool ihany koa ary ilay teratany Gaboney, Pierre-Emerick Aubameyang milalao ao amin’ny Arsenal.

Hiady an’ity amboara ity fanindroany tahaka an’ilay Senegaley El Hadji Diouf (2001, 2002), sy ilay Ivoarianina Yaya Touré (2011, 2012) ary ilay Kamerone Samuel Eto'o (2003, 2004) i Mohamed Salah amin’izany.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

 

 

 

 

                                                                                                                                         

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT