• Zoma 28 Desambra 2018
Sport.Foot à 6 – The Best Fans 2 Abel Anicet no nanokatra azy ofisialy

Tonga nanome voninahitra manokana ny fanokafana ofisialy ny hetsika baolina kitra an’olona 6 “The Best Fans” andiany faha-2 karakarain’ny Gasyfoot eny amin’ny kianja sentetikan’Andohalo tamin’ny alahady

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Desambra 2018
Sport.Rtoa Atallah Beatrice Mila havaozina ifotony ny rafitry ny baolina kitra Malagasy

Ny fijerena ny fanomanan’ny Barea ny CAN 2019 no vaindohan-draharaha imasoan’ny “Comité de normalisation” ny baolina kitra Malagasy ankehitriny, hoy Rtoa Atallah Beatrice filohany tao

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Desambra 2018
Sport.Seksion’ny Basikety Ambohidratrimo Hifarana ny Basket Be andiany voalohany

Hifarana amin’ny sabotsy 29 desambra 2018 izao, eny amin’ny kianja RFI Ivato Areoport, ny fifaninanana BASKET BE 2018 ANDIANY VOALOHANY nokarakarain’ny SBBA “Seksion’ny Basket Ball Ambohidratrimo” tarihan’ny filohany, Rajoelimanantsoa Fidson Phaelien.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Desambra 2018
Sport.Foot à 6 – The Best Fans 2 Abel Anicet no nanokatra azy ofisialy

Tonga nanome voninahitra manokana ny fanokafana ofisialy ny hetsika baolina kitra an’olona 6 “The Best Fans” andiany faha-2 karakarain’ny Gasyfoot eny amin’ny kianja sentetikan’Andohalo

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Desambra 2018
Sport.Andriamirado DAX Tsy nilalao tetsy Mahamasina satria…

Tsy niakatra ny kianjan’i Mahamasina i DAX “Aro Hasina Andriamirado Andrianarimanana”, ilay mpilalao Malagasy milalao ao amin’ny ekipa Afrikana Tatsimo Kaiser Chiefs ny sabotsy 22 desambra 2018

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 22 Desambra 2018
Sport.Abel Anicet Andrianantenaina Vonona hanatevin-ddaharana indray ny Barea

Mandalo eto an-tanindrazana ankehitriny i Abel Anicet Andrianantenaina ilay irakiraka Malagasy milalao ao amin’ny Pfc Ludogorets Razgrad (Bulgarie) sady irakiraky ny Barean’i Madagasikara ihany koa.

Hamaky ny tohiny
FTT