• Alakamisy 03 Janoary 2019
Sport.Mohamed Salah Voafidy ho mpilalao arabo mendriky ny taona 2018

Voafidin’ny “édition arabe de Goal » fanindroany ho mpilalao Arabo mendrika indrindra ny taona 2018 ilay teratany Egypsiana milalao ao amin’ny ekipa Anglisy “Liverpool” ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Janoary 2019
Sport.Fanatanjahantena Malagasy Nisongadina ny fahatafitan’ny Barea hiatrika ny CAN 2019

Miditra amin’ny andro faha-2 sahady ny taona vaovao 2019 anio alarobia 02 janoary ka hanararaotan’ny mpikirakira ny vaovaom-panatanjahantena hiarahabana ny mpitia fanatanjahantena Malagasy tsy an-kavavaka sy ny Malagasy tsy vakivolo nahatratra an’ity taona 2019 ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Janoary 2019
Sport.Basket Tournoi du Baobab 2018 Namaranan’ny ligin’i Boeny ny taom-pilalaovana

Toy ny fanaon’ny ligin’ny basikety baolina any Boeny isaky ny volana desambra isan-taona dia tontosa tao amin’ny Complexe Sportif Mahajanga tamin’ny sabotsy 29 sy tamin’ny alahady 30 desambra lasa teo ny « Tournoi du Baobab » 2018 izay nifanandrify indrindra tamin’ny fanamarihana ny andiany faha-10 amin’ity fifaninanana ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Janoary 2019
Sport.Ligy rejionalin’ny Basikety any Bongolava Nahatontosa ny Tournoi "Manala Basket"

Nifarana ny alahady 30 desambra teo tany Tsiroanomandidy ny fifaninanana basikety baolina « Tournoi Manala Basket » nokarakarain’ny ligy rejionalin’ny taranja basikety any Bongolava.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Desambra 2018
Sport.Foot à 6 The Best Fans Lasan’ny ekipan’ny Manchester United Panther

Nifarana omaly alahady 30 desambra 2018, teny amin’ny kianja sentetikan’Andohalo, ny fifaninanana baolina kitra lalaovin’olona 6 “The Best Fans” andiany faha-2 nokarakarain’ny Plate forme Gasyfoot.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Desambra 2018
Sport.Basket Be Seksiona Ambohidratrimo Nifarana ny sabotsy teo ny andiany voalohany

Nifarana tamin’ny sabotsy 29 desambra 2018 teo, teny amin’ny kianjan’ny RFI Ivato, ny andiany voalohany tamin’ny hetsika Basket Be nokarakarain’ny seksion’ny basikety baolina eny Ambohidratrimo.

Hamaky ny tohiny
FTT