Sport

Basket Afroleague 2019 Iray vondrona amin’ireo kalaza ny Cospn Madagasikara


  • Talata 15 Janoary 2019

Vita tany Abidjan Côte d’Ivoire tamin’ny sabotsy 12 janoary takariva teo ny antsapaka amin’ny fiadiana ny amboaran’i Afrika eo amin’ny ekipa tompondaka isaky ny Zône na ny Afroleague 2019 eo amin’ny taranja basket izay nantsoina hatrizay hoe :

 

 

 

 « Coupe des Clubs Champions Africain. Amin’ireo ekipa sangany 16 aty Afrika ankehitriny dia ao amin’ny vondrona D miaraka amin’ireo kalaza toy ny Petro Atl avy any Angola sy ny Smouha Sc avy any Egypte ary ny Bc Mazembe avy any Côte d’Ivoire ny  ekipa Malagasy Cospn tompondakan’ny faritra faha-7.

Ireto kosa ireo ekipa ao amin’ny vondrona hafa :

Vondrona A : As Salé (MAR), R Hoopers (NGR), Js Kairouan (TUN) ary ny S.l.a.c (GUI)

Vondrona B : Es Radès (TUN), Defender (NGR), Elan Bbc (BEN) ary ny Bc Terreur (COD)

Vondrona C : Al Ahly (Egy), 1° Agostoo (ANG),  Ferr. Beira (Moz) ary ny R.e.g Bbc (RWA)               

Ireo fandaharam-potoana :
Fenêtre 1 : 08-10 febroary
Fenêtre 2 : 15-17 febroary 
Fenêtre 3 : 01-03 martsa 
Fenêtre 4 : 08-10 martsa 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT