• Alarobia 13 Febroary 2019
Sport.Fampitana mivantana ny CAN 2019 Hiresaka amin’ny filohan’ny CAF ny minisitra Tinoka Roberto

Amin’ny faran’ny volana izao ny tenako no hihaona mivantana amin’ny filohan’ny CAF am-perinasa izay fantatsika fa teratany Malagasy ka hidinika ny amin’io resaka io.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Febroary 2019
Sport.Fampivoarana ny kitra malagasy Hatao isan-taona ny M’foot fokontany

Araka ny fanazavan’ny avy eo anivon’ny Alefa Barea tetsy amin’ny Dome Akorondrano dia hotontosaina isan-taona manomboka amin’ity taona ity ny fifaninanana baolina kitra ho

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Febroary 2019
Sport.Volley Ball CCCZ7 andiany faha-25 Tompondaka ny lehilahy GNVB Malagasy

Nifarana omaly alahady 10 febroary 2019 tetsy amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina ny andiany faha-25 amin’ny CCCZ7 “Fiadiana ny Amboaran’ny faritra faha-7 aty Afrika eo amin’ireo ekipa tompondaka

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Febroary 2019
Baolina kitra Ligue 1 Analamanga Fantatra ireo hiatrika ny 1.2-dalana

Taorian’ny 1/8-ndalana notontosaina tetsy amin’ny kianjan’i Mahamasina tamin’ny sabotsy 09 sy omaly alahady 10 febroary 2019 ka nahazoana ny vokatra :

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Febroary 2019
Sport.Ambanin’Ampamarinana Manahy ny ho very tany ireo afindra monina

Mampiahotra ireo mponina hiala eny amin’ny faritry ny loza, Ambanin’Ampamarinana ny fananan’izy ireo, indrindra ny tany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Febroary 2019
Sport.Volley CCZ7 2019 andro faha-5 Lavon’ny Goaves Maorisy ny CNaPS Sport Madagasikara

Nahazoam-bokatra tahaka izao manaraka izao indray ny andro faha-5, alarobia 06 febroary, eo amin’ny lalao volley ball CCZ7 « Fiadiana ny ho tompondakan’ny Faritra faha-7 aty Afrika » taona 2019 izay tontosaina etsy amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
FTT