Sport

Ligin’ny Volley-ball Analamanga Tontosa ny famindram-pahefana


  • Talata 05 Martsa 2019

Tontosa omaly alatsinainy 04 martsa 2019 teny Ambohimanoro ny famindram-pahefana teo amin’ny fitantanana ny ligin’ny volley-ball eto Analamanga izay notrehan’ny Natolotry ny filoha teo aloha, Rasamison F Hajaniriana sy ny ekiopany tamin’ny ekipan’ny filoha vaovao,

 

 

 

 Raharimalala Léa avokoa ireo antontan-taratasy sy fitaovana tany amin’izy ireo ary dia natao an-tsoratra sy nosiniavin’ny roa tonta teo imason’ny solontenan’ny Dirjs Analamanga nisolontena ny minisiteran’ny tanora sy fanatanjahantena Malagasy izany. Afaka manatanteraka AG « Fivoriambe » milamina, araka ny efa novinavinainy taorian’ny fifidianana nahalany azy  izany ity ligy ity ankehitriny. AG izay efa nifanarahan’ny rehetra fa ho tontosaina amin’ny sabotsy 09 martsa 2019 ho avy izao.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT