Sport

Telma Coupe de Madagascar Ireo ekipa 24 tafita tamin’ny dingana savaranonando


  • Talata 05 Martsa 2019

22 tamin’ireo lalao 25 tokony ho notontosa no vita soamanantara tamin’ny sabotsy 2 sy alahady 3 martsa teo eo amin’ny lalao savaranonandon’ny fifaninanana baolina kitra fiadiana ny amboaran’i Madagasikara “Telma Coupe de Madagascar 2019”.

 

 

 

Voatery naverina omaly alatsinainy 4 martsa noho  ny orambe nirotsaka ireo lalao tany Ambalavao ary mbola haverina amin’ny manaraka kosa ny lalao 1 tany Toamasina. Ireo ekipa 24 tafita tamin’io dingana savaranonando io. Matsiatra Ambony : Akon’Ambatomena, Fomela, Suca Foot, Cospn, Vas-Y  Boaikely, Le Relais Sports ; Analamanga : Jet Mada, Avenir de Betongolo, Fosa U20, Santos Fc  ; Vakinankaratra :  Ariary Fc, Asfa, Fc Onive ; Bongolava : As Andry, Jet Academie, Ccfa/Ajesaia ;  Sofia : Varatraza, As Smj, As Smile  ;  V7V : Fc Blackstar , Fc Mfbm ;  Alaotra Mangoro : 3Fb Ambatondrazaka ;  Amoron’i Mania : As Jofoma  ;  Atsimo Andrefana : Fc Union.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT