Sport

Fomba fiasan’ny minisitra Tinoka Roberto Milaza ny heviny ny tontolon’ny spaoro Malagasy


  • Alarobia 06 Martsa 2019

Saika nitovitovy hatrany ny valim-panontaniana nomen’ireo izay nanontaniana ny mikasika ny fahitan’izy ireo ny minisitry ny fanatanjahantena Malagasy,

       

 Tinoka Roberto sy ny fomba fiasany izay nilaza fa tanora mihetsiketsika izy ary vonona hanao zavatra hampandrosoana an’ity sehatra ity.

 

Solofo Barijaona Andrianavomanana  :  Tanora ary mihetsiketsika fatratra ny minisitra Tinoka Roberto ka mahavelombolo ny hampandrosoany ny spaoro Malagasy.

Norolalao Andriamahazo filohan’ny federasion’ny atletisma Malagasy ; Tsy mbola ampy hitsarana azy ny fotoana nitantanan’ny minisitra an’ity fanatanjahantena Malagasy ity. Izy aloha hatreto dia manatona ifotony an’ireo federasiona sy ireo mpilalao manao fifaninanana ka ho azo antoka ny ho fandrosoan’ny spaoro Malgasy.

 

Randriamandimby Harinirina Jimmy Désiré tompon’andraikitry ny serasera ao amin’ny FMBB Malagasy ; Mbola vao manomboka miasa ity minisitra ity ka tsy azo tsaraina amin’ny nataony fa ny hita aloha hatreto dia mazoto manotrona ny mpanao spaoro Malagasy izy ary hita vonona hanatanteraka ny vina napetraky  ny filoham-pirenena ankehitriny eo amin’ity sehatra ity.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT