Sport

Kianja Bonne Chance 4 Anosizato Naaton’ny fanjakana ny fanorenana trano eo amboniny


  • Alakamisy 07 Martsa 2019

Nanao fanambarana am-pahibemaso ny fikambanana Hafari Malagasy izay nilaza fa : « Faly tanteraka ry zareo fa na dia sorona aza ny filohany Rafanomezantsoa Jean Nirina noho ny fitariany niaraka tamin’ireo komity ny

 


raiamandrenin’ireo mpilalao eny Anosizato mitaky ny hamerenana ny kianja Bonne Chance 4 ahazahoana indray mamerina ny mitaiza ny tanora ara-panatanjahantena dia fantatra izao fa nampiaton’ny fitondram-panjakana tamin’ny alalan’ny ministeran’ny fanajariana ny tany ny asa fanorenena trano ao amin’ny kianja Bonne Chance 4 ao Anosizato. Tsapanay sahady, hoy ny tohin’ny fanambaran’ny Hafari, ny aandresenay satria lehilahy mpanao viveriniany ho an’ny tanindrazana sy mpandala ny fahamarinana izy ka na ho haingana dia tsy maintsy hiveria hoan’ny Malagasy ny kianja Anosizato sy ny zaridainan’Antaninarenina. Haterinay etoana fa tsy marina ny fiampagana ny filohanay ho nanao « menace de mort » ny olona nitory azy mikasika ny fitakiana an’ity kianja eny Anosizato ity ».

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT