Sport

Thb Champions League Malagasy 2019 Mbola mitarika ny Fc Zanakala any Fianarantsoa


  • Alakamisy 14 Martsa 2019

Taorian’ny vokatra azo teo amin'ny andro fahatelo ny « THB Champions League Malagasy”

 

 

 notontosaina omaly alarobia 13 martsa 2019 dia mbola mitarika any amin’ny vondron’i Fianarantsoa ny Fc Zanakala H/M manana isa 9 (+11) arahin’ny CNaPS Sport Itasy isa 9 (+10) ary Fc Vakinankaratra isa 6.

 

Vokatry ny andro faha-3 rehetra

Tany  Ampasambazaha Fianarantsoa : Jofama - As Ftafa 2-0 ; FC ZANAKALA - Fc Grand Sud Est 4-0  ;  CNaPS Sport - Fc Vakinankaratra 2-1.

Tany Andaboly Toliara : Cosfa – Vfm 4-0  ;  3Fb A/A -  As Rohondroho 1-0  ; Fc Ilakaka – Dcf 1-1.

Tany Toamasina : Tia kitra – V.A 3-1  ; Jet Mada – Club M 1-0.

 

Vokatry ny andro faha-2 tany Mahajanga :  Ajesaia – Jsa Antalaha 15 -0 ;  Fosa Juniors Fc – Tam Port Berger 2-1.

 

Ntsoavina Evariste



Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT