Sport

Tsipy kanetibe « Doublette Gentleman + Elite » Raikitra ny « Concours Spécial Mimi Pétanque »


  • Alarobia 13 Martsa 2019

Ho tontosaina etsy amin’ny boulodrôme Cbt Mahamasina amin’ny sabotsy 16 sy alahady 17 martsa 2019 izao ny fifaninana tsipy kanetibe « Doublette Gentleman + Elite » karakarain’i

 

 

 « Mimi Pétanque » izy mety hahazahoan’izay hitana ny laharana voalohany medaly sy amboara roa lehibe miaraka amin’ny lelavola 1.600.000 ar sy Subwoofers LG (2). Ny faharoa kosa dia hahazo medaly miaraka amin’ny lelavola 800.000 ar sy « Rechaud à gaz » (2). Ny mitana ny laharana faha-3 sy faha-4 dia ho tolorana medaly miaraka amin’ny « Ventilateurs » tsirairay avy. Izy 8 voalohany ireo ihany koa dia mbola samy hahazo « Casquettes » sy « Polos » avokoa. Izao no natao, hoy i « Mimi Pétanque » tetsy Mahamasina dia ho fampiroboroboana an’ity taranja ity sy ho fanomezana fanomanan-tena an’ireo ekipantsika hiatrika lalao iraisam-pirenena ato ho ato.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT